|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 15 fosafosa, 16 honohono, 17 ketsoketso, 18 resakynyolona, 19 sahoa, 20 siosio, 21 tohono, 22 tsahotsaho, 23 vaovao |
| Kamban-teny rehetra | 24Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 hatso, 26 tsaho, 27 tsoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|