|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maresaka |
| Fototeny | 2resaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby.
5Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6much talked about; lively, full or talk with people moving about.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin.
[1.3] 8dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation. [1.8] |
| Ohatra |
9 maresaka ny fanompoana (Les corvées n’en finissent jamais - on en parle partout)
[1.3]
10 maresaka ny mozika (La fanfare est très retentissante) [1.3] 11 Ny kabary am-pandevenana: toa izany sy izany koa no nahatonga ny kabary am-pandevenana ho maresaka, fijoroan'ny mpandahatra kalaza indrindra. [2.298] |
| Mpanahaka | 12 mahoraka, 13 makotroka |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|