|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 resaky ny olona |
| Singan-teny | 2resaka, 3olona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Tsy azoko mihitsy tamin' ny voalohany ny resaky ny olona fa teny anglisy avokoa no nifanaovany, ka mbola tsy zatra izany ny sofiko.
[2.471]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|