|
|
|
|

Teny iditra1 fivadiana
Fototeny  2vady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady.
5Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L’état de ceux qui sont mariés, le motif. [1.3#797]
7accouplement. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12