|
|
|
|

Teny iditra1 fampivadiana
Fototeny  2vady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fampiraisana zavamiaina lahy sy vavy hahazoana taranaka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5accouplement. [1.3.fr#797, 1.13]
Kamban-teny rehetra  6fampivadiana biby tsy mitovy karazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08