|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsaikona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy.
4Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra.. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5petit trot.
6pas de marche un peu précipité des porteurs. [1.3#749] |
| Ohatra |
7 Ny tsaikona dia hazakaza-madinika.
[2.643#]
8 Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 28 anatsiko, 29 antsakio, 30 antsioka, 31 atsikano, 32 kotsaina, 33 takosina, 34 tsaikona, 35 tsakoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|