|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitsaikona
Fototeny  2tsaikona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4(soavaly) Mamindra tsy manipy tanana; mamindra somary haingankaingana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9teny mitsaikona

Teny iditra (2/2)10 mitsaikòna
Fototeny  11tsaikona
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsaikona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mitakosìna, mitakosina, 14 mitsaikòna, mitsaikona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02