|
|
|
|

Teny iditra1 fanatsaikona
Fototeny  2tsaikona
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manatsaikona, fampanao tsaikona.
5Azo atsaikona, azo ampanaovina tsaikona. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fanatakosina, 7 fanatsaikona, 8 tsifanakoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12