|
|
|
|

Teny iditra1 fitsaikonana
Fototeny  2tsaikona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famindran' ny soavaly mandeha haingana tsy manipy tanana; fanaovana hazakaza-madinika: Raha tsy tianao ny firiotran' ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fitakosinana, 6 fitsaikonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12