|
|
|
|

Teny iditra1 tsabaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fangaronana amin' ny tanana ny ao anaty lovia.
4Fidirana tsy tahotra tsy henatra ao an-tranon' olona; fikasihana tsy misy antony ny raharahan' olona; fidirana ao amin' ny trano misy areti-mifindra.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5action de plonger quelque chose dans un liquide, dans une matière pâteuse, de l'agiter, de palper dedans, de patauger dedans avec le pied, de salir en portant à la bouche.
6Figuré: d'entrer effrontément dans une maison, de pénétrer là où règne quelque maladie. [1.3#747]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19