|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsabahina |
| Fototeny | 2tsabaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy.
5Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona. 6Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|