|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsabaka |
| Fototeny | 2tsabaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany.
5Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|