|
|
|
|
Teny iditra
1
manatsabaka
Fototeny
2
tsa
baka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mandroboka, manitrika zavatra ao anaty rano.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
manatsabaka
6
Ny lasa :
nanatsabaka
7
Ny hoavy :
hanatsabaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12