|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tovo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3olona tsy manambady.
[Tambahoaka]
[1.78] 4Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5unmarried.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6célibataire.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 14 tovo |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 28 tovo |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30hasoa, hatsaran-tarehy.
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 31 tovo |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33Nom donné aux tiges à croissance rapide, comme celles du maïs fourrager qu'on appelle tovotsako, et d'autres Poaceae fourragères.
[Betsileo]
34(racine verbale) Action de pousser, de croître, en parlant d'une plante, d'un arbre, etc.. [Merina] 35En composition, forme l'adjectif tokantovo. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 37Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 38 tovo, 39 voto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|