|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitovoana |
| Fototeny | 2tovo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ny tsy fananam-bady, fananotena: Ny fitovoana no amaran' ny pretra sy ny relijiozy amin' ny fivavahana katolika.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|