|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manovo |
| Fototeny | 2tovo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maka rano amin' ny zinga ao am-pantsakana na amin' ny renirano: Manovo rano amin' ny renirano izahay.
5Mamindra rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa: Aza manovo rano amin' ny sotronao ao anaty tsangambava, fa ny sotro iombonana anovozana. 6Maka zavatra miandalana ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin' ny fivavahana izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to draw water.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8puiser de l'eau.
[1.8] 9puiser. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14manovo hevitra |
| Teny iditra (2/2) | 15 manovo |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17manangona.
[Bezanozano]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|