|
|
|
|

Teny iditra1 tovozina
Fototeny  2tovo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(rano) Alaina tsikelikely ka afindra avy ao am-pantsakana ho ao anaty siny: Tovozy amin' ny zinga ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be drawn (of water). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on puise. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 tazovony, 13 tovozina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02