|
|
|
|

Teny iditra1 anovozana
Fototeny  2tovo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 Izy ireo no nanovozako ny fanaovana ny kabary malagasy [2.559#5]
5 Inty ny tavoahangy hanovozanao rano (Voici une bouteille pour puiser de l'eau) [1.3#737]
6 Zavatra telo no anovozana ny hanina : famaky, fandraka ary saoka (sotrobe no ataon' ny Bara hoe saoka. [1.353#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11