Fanazavàna teny malagasy | Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany:
Liana handre ny tohin' ilay tantara aho Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by:
Tohy vakana Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray:
Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity Fanalavana:
Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny Fomba na asa enti-mampitambatra:
Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [1.1]
|