|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tohizana |
| Fototeny | 2tohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana rofia ity kofehy ity fa fohy loatra.
5(Aza afangaro amin' ny tohizina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 hozatina, 12 tohizana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|