|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampitohy |
| Fototeny | 2tohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4connecter, brancher.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Varatra no ilazana ny tselatra mampitohy ny tany sy ny rahona.
[2.332#]
6 Amboanana, mba hatao teteza mampitohy an'Atsimonivato sy ny Zanakantitra aty ambony. [2.588#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Fizìka |
| Kamban-teny rehetra | 11eva mampitohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|