|
|
|
|

Teny iditra1 mitohy
Fototeny  2tohy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay.
5a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha.
6b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay. [1.1]
7tsy miato. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8Enfiler des perles, de la viande etc..
9être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route). [1.3#710]
10continu. [1.13]
Ohatra  11 Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#]
12 Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [2.245#]
13 fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [2.69#]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Mpanahaka  18 manaoranolava
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02