|
|
|
|

Teny iditra1 tenenina
Fototeny  2teny
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany.
5Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony.
6Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao.
7Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be reproved. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on réprouve. [1.8]
Ohatra  10 "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner). [2.324]
11 Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Mpanahaka  16 baibaizina, 17 bedesina, 18 besobesoina, 19 karamentsonina, 20 kitakitaina, 21 levilevena, 22 terezana, 23 tezerana
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02