|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kitakitaina |
| Fototeny | 2kitakita |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fozafozaina, viraviraina: Nokitakitain' Isambilo ny akanjoko.
5Velivelezina, levilevena, tsy itondrana roa: Nokitakitain' ny mpampiasa zanakalo izy ka tsy nahapetraka. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on chiffonne, qu'on maltraite: Aza kitakitaina ny akanjoko (Ne chiffonner pas mes habits) ~ Aza kitakitaina ny zandrin' ialahy (Ne maltraite pas ton frère cadet).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11kitakitahina |
| Fivaditsoratra | 12 ikitakitana, 13 kitakitaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|