|
|
|
|

Teny iditra1 baibaizina
Fototeny  2baibay
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tenenina amim-pahatezerana, levilevena: Nobaibaizin-dreniny izy fa tsy nahalala fomba naniratsira an' i dadatoany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be scolded, to be railed at.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on réprimande, qu'on gronde. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12