|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 soko |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fandehanana moramora mba hisambotra.
[Taisaka]
[1.78] 4Fakana miafina, fijokoana; fahatongavana mangingina tsy ampoizina; fandehanana tsy an-kiteniteny hitsikilo na hijery taratra.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the act of approaching stealthily.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6action de s'approcher doucement.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19sokosoko |
| Teny iditra (2/4) | 20 soko |
| Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
22ngita: soko volo.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 23 soko |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25kankana.
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 26 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Teny iditra (4/4) | 27 Soko |
| Sokajin-teny | 28 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29Sochoh.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30Soko.
[2.996] |
| Voambolana | 31 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 32sokao |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 33Toko sy andininy momba Soko |
| Fivaditsoratra | 34 koso, 35 Soko, soko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|