|
|
|
|

Teny iditra1  fisokoana
Fototeny  2 soko
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany.
5 Fitsofohana mangingina tsy misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin'ny hopitaly.
6 Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan'ny adalo an'ilay bokiko.
7 Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan'ny fahavalo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08