|
|
|
|

Teny iditra1 sokoina
Fototeny  2soko
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Idirana an-tsokosoko: Nosokoin' ny fahavalo ny tanàna.
5Atao mangingina: Nosokoiny moramora tao ny fianarana ka azony ny voalohany.
6Angalarina na simbana tsy misy mahita: Nosokoin' ny ankizy ny paison-dRabe.
7Tratra, voa tsy nanampo, notampohina: Nosokoin' ny divay i Noe ka mamo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on fait, qu'on donne, qu'on prend, qu'on vole à la dérobée, en cachette; que le sommeil, que le rhum surprend: Nosokoin' ny fahavalo ny tananàna (Les ennemis sont entrés à la sourdine dans le village) ~ Nosokoiko ny fiasa ny tanimbariko (J'ai travaillé ma rizière à la dérobée). [1.3]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Mpanahaka  13 sovohina
Kamban-teny rehetra  14sokoin' ny dia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08