|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 seva
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana hafa ilazana ny toaka. [1.1]
Ohatra  4 Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [2.472]
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)7 seva
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10(nom ancien, d'origine malaise relevé par Flacourt et tous les auteurs anciens).
11Nom donné aux plantes qu'on fait brûler et à partir des cendres desquelles on prépare un sel utilisé en cuisine (Voir sira, sirahazo).
12Suivant les régions, ce sont surtout :.
13(Merina, Betsimisaraka, Betsileo) Buddleja axillaris Willd.
14ex Roem.
15& Schult.
16(Scrophulariaceae).
17Voir aussi sevagasy..
18(Sihanaka, Merina, Bezanozano, Sakalava, bara, Taifasy, Tanosy, Mahafaly) Buddleja madagascariensis Lam.
19(Scrophulariaceae).
20 Commerson l'appelle « Vigne malgache » et note que les fruits sont très recherchés pour faire une sorte de vin.
21Les feuilles sont utilisées fraîches, en raison de leur odeur forte, pour nettoyer les parquets.
22Les fleurs sont mellifères.
23L'espèce est souvent répandue par l'homme et respectée autour des villages ; Voir aussi sevalahy..
24(Sakalava) Rinorea arborea f.occidentalis H.Perrier (Violaceae) Nom Illeg.; réf.
25Humbert 19 140.
26 . [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  29 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)30 Seva
Sokajin-teny  31 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  32Randzavola: Seva amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  33Sheva. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  34Shiya. [2.996]
Voambolana  35 Soratra Masina

Teny iditra (4/4)36 Sevà
Sokajin-teny  37 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  38Sceva. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  39Scéva. [2.996]
Voambolana  40 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  41Toko sy andininy momba Sevà

Fivaditsoratra  42 Save, 43 Seva, Sevà, seva

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03