|
|
|
|

Teny iditra1 toaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Nom général des alcools préparés par distillation à la mode malgache.
5La distillation clandestine a pris une grande extension et cause de graves dommages à la santé publique.
6Dans leur déclaration du 23 novembre 1977, les Evêques de Madagascar observent que : « L'alcoolisme et les drogues sont des fléaux largement répandus à travers toutes les couches de la population ».
7Le Gouvernement malgache s'efforce d'en réduire l'importance.. [1.196]
Ohatra  8 Afa-tsy ny toaka, izay izahay no nanapitra azy. [2.471]
9 Sady vao maika nanafana ny lohany koa ny toaka nosotroiny. [2.472]
Voambolana  10 Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13Randzavola: toaka ao amin' ny Baiboly (=> divay)

Fivaditsoratra  14 atako, 15 atoka, 16 takao, 17 toaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02