|
|
|
|

Teny iditra1 sirahazo
Singan-teny  2sira, 3hazo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5sel tiré du bois; potasse. [1.3#609]
6sel de bois. [1.196#III.6]
Ohatra  7 Toa nampijaliny tamin' ny sakafo sady nomeny sirahazo sy toaka, hono, no nakafaty azy tany. [1.437#]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02