|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 sira
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka.
4Fanasina.
5Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6salt. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7sel. [1.8]
8Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium.. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  14 Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  15siramanta, siravato
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18Randzavola: sira ao amin' ny Baiboly (=> fanasina)

Teny iditra (2/5)19 sira
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel.
22Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae).
23D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842.
24Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés.
25Voir aussi kisira.
26Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/5)28 sira
Sokajin-teny  29 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30masina!. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/5)31 Sirà
Sokajin-teny  32 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  33Shiza. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  34Shiza. [2.996]
Voambolana  35 Soratra Masina
Tovy hevitra  36siza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  37Toko sy andininy momba Sirà

Teny iditra (5/5)38 Sira
Sokajin-teny  39 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40Sirah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  41Sira. [2.996]
Voambolana  42 Soratra Masina
Tovy hevitra  43siraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  44Toko sy andininy momba Sira

Fivaditsoratra  45 rasy, 46 risa, Risa, 47 sary, 48 Sira, sira, Sirà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03