|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sambotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanenjehana sy fakana olona na biby mandeha mafy.
4Fandraisana, fitazonana ny olon-dratsy nahavita heloka. 5Babo azo amin' ny ady: Nisy hatramin' ny dimampolo ny sambotra azo. 6Findramana vola na zavatra mbola haverina na honerana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7captive; a captive.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8prisonnier, captif.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Kanjo resy tany izy ary azo sambotra ka novonoin'ny mpandresy sady norasarasainy ny fatiny.
[2.508#]
10 Hoby moa izany no an' i Manjakadoria rehefa tonga Ratsialainkery ka nitondra ireto sambotra. [2.587#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 34Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|