|
|
|
|

Teny iditra1 isamborana
Fototeny  2sambotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#569]
Ohatra  4 Tsy misy azo isamborana azy ireo raha tsy miray hina isika. [2.895#]
5 Koa aza dia isamborana izay vava diso lahy, ary aza dia itsimponana izay teny latsaka, fa ray aman-dreny hianao. [2.587#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12