|
|
|
|

Teny iditra1 fisamborana
Fototeny  2sambotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanenjehana: Anjaran' ny polisy ny fisamboranany mpangalatra.
5Fandraisana, fibedana: Raharaha be ny fisamborana ilay omby fa saika tsy azo raha tsy latsaka tao an-kady ilay izy.
6Fangatahana vola na hanin-kohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Fisamborana ihany ny ahy fa tsy fangatahana akory ka osa raha homenao na tsia.
7Olona isamboram-bola matetika: Rakotono mba fisamborako rehefa tsy manana aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8the act of capturing, the act of borrowing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9action de capturer; action d'emprunter. [1.8]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02