|
|
|
|

Teny iditra1 sinambotra
Fototeny  2sambotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4voasambotra, samborina: Bibimora sinambotr' ankizy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5saisi, arrêté, emprunté. [1.3#569]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voasambotra

Fivaditsoratra  10 antsambory, 11 ranombatsy, ranom-batsy, 12 sinambotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03