|
|
|
|

Teny iditra1 misambotra
Fototeny  2sambotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany.
5Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy.
6Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent). [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02