|
|
|
|

Teny iditra1 sakafoana
Fototeny  2sakafo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena, tolorana haninkanina, vola: Tokony hosakafoana ireo tra-boina ireo. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 fanasaoka, 10 fanasoaka, 11 sakafoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12