|
|
|
|

Teny iditra1 fisakafoana
Fototeny  2sakafo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihinanana sakafo: Amin' ny 12 ora no fisakafoan' ny kilasimandry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the act of eating; a meal (sometimes pronounced fisakafoànana). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6action de manger; repas (parfois prononcé fisakafoànana). [1.8]
Tsipelina hafa  7fisakafoanana
Kamban-teny rehetra  8hôtely fisakafoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08