|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misakafo |
| Fototeny | 2sakafo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to eat a meal.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6prendre un repas.
[1.8] |
| Ohatra |
7 antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470]
8 Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fisomàka, 15 misakafo, 16 misokafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|