|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 saina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity.
4Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany.
5Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the mind, the intellect. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7l'esprit, l'intelligence. [1.8]
Ohatra  8 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
9 Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470]
10 Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324]
11 Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23 Filôzôfia
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 83 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)26 saina
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny malagasy  28Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29an ensign, a flag, a banner. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  30drapeau, bannière. [1.8]
Haiendriteny 
31 Tsotra :
32 Tovonana :
Tovy hevitra  33fanevam-pirenena
Kamban-teny rehetra  34Fikambanana 4 amin' io teny io
Lahatsoratra  35Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva)

Fivaditsoratra  36 anasy, 37 asany, 38 asina, 39 isana, 40 saina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02