|
|
|
|

Teny iditra1 fisaina
Fototeny  2saina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière de penser, de réfléchir. [1.3#560]
Ohatra  6 Fanagasiana ny fomba fisaina sy ny maha-olona. [2.503#]
7 Ny tanàn-dehibe koa no tena mpanabe mivantana amin'ny fomba fiaina sy fomba fisaina vaovao. [2.606#]
8 Tsy mba nahazo io anjara lova io kosa ny mpiasa mafy ady, tsy manana fiteny na fisaina momba izany izy. [1.369#]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fanisia, 11 fisaina, 12 fisiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02