Teny iditra (1/2) | 1 misaina (saina) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa.. [1.1] 4 Mandinika, mieritreritra: Revo misaintsaina ny amin' ny fanahy aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 To think; to consider, to ponder [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Penser; méditer, considérer [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 misaina (saina) |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaina |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 15 manisia, misaina, simaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |