|
|
|
|

Teny iditra1 fisainana
Fototeny  2saina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fieritreretana: Trano fisainana.
5Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6thinking, reflection. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7la pensée, réflexion. [1.8]
Ohatra  8 Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M. [2.528#68]
9 Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#]
10 I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140]
Voambolana  11 Filôzôfia
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anifisana, 15 fanisiana, 16 fisainana, 17 fisia-nana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02