|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sahona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a frog. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5grenouille. [1.3, 1.8]
Ohatra  6 Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69]
7 Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
9 Tovonana :
Voambolana  10 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Zanakanarana 
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 21 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16Randzavola: sahona ao amin' ny Baiboly (=> Loza Folo)

Teny iditra (2/2)17 sahona
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19(de hona : fondrière, sols bourbeux, vase).
20Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase.
21En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même).
22D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  24 hosaña, Hosana, 25 sahano, 26 sahona, 27 sohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02