|
|
|
|

Teny iditra1 sahomborera
Singan-teny  2sahona, 3borera
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazana sahona maitsomaitso volo fahita eny ambony hazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Rainette verte qui se tient sur les arbres.. [1.3]
Voambolana  7 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  8sahombora
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12