|
|
|
|

Teny iditra1 rantsan-tanana
Singan-teny  2rantsana, 3tanana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [rantsanTAnana] 5Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely.
6ireo rantsana folo amin' ny tanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7the fingers. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8les doigts. [1.8]
9doigt. [1.13]
Ohatra  10 Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#]
11 voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#]
Voambolana  12 Haiaina
Mpanahaka  13 rantsantongotra
Manontolo 
Ampahany 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02