|
|
|
|

Teny iditra1 ankibe
Singan-teny  2anky, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6le pouce. [1.3]
Ohatra  7 Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4#]
8 Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Voambolana  9 Haiaina
Tsipelina hafa  10ankihibe
Tovy hevitra  11ankihibentanana
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 ankibe, 21 kabine

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02