|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankihibe |
| Singan-teny | 2ankihy, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the thumb.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6le pouce.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Fa hoy kosa ny ankihibe : "Hihatakataka aho fa olon-dehibe".
[2.69#179]
8 ny manarakaraka sy ny fanondro no fohy dia botrin' ny sain-dratsiny, ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany. [2.69#] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Tsipelina hafa | 10ankibe |
| Mpanahaka | 11 ankihibentanana |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|