|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankikely |
| Singan-teny | 2anky, 3kely |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6little finger, pinky.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7auriculaire.
[1.66] |
| Ohatra |
8 Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra.
[2.436#]
|
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Tsipelina hafa | 10ankihikely |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|